Responsable : Pst Joelitiana Rarivomanana
Sekolin’ny tenin’Andriamanitra,fifampitondràna am-bavaka ho an’ny rehetra, fitondràna am-bavaka ny Fiainam-piangonana.

 

«Indro, ny tànan’ i Jehovah tsy fohy, fa mahavonjy, ary ny sofiny tsy lalodalovana, fa mahare; »

Ésaïe 59.1

Étude de la bible: Tous les 2° Samedi du mois de 15h30 à 17h .
EPUF Place des Touleuses, 95000 Cergy

 

 

1 Pierre 5:1-4
Les relations dans l’Eglise

Voici [donc] les recommandations que j’adresse à ceux qui sont anciens parmi vous, moi qui suis ancien comme eux, témoin des souffrances de Christ et participant de la gloire qui doit être révélée:2 prenez soin du troupeau de Dieu qui est sous votre garde [en veillant sur lui] non par contrainte, mais de bon gré, [selon Dieu]. Faites-le non par recherche d’un gain, mais avec dévouement,non en dominant sur ceux qui vous sont confiés, mais en étant les modèles du troupeau.Ainsi,lorsque le souverain berger apparaîtra,vous recevrez la couronne de gloire qui ne perd jamais son éclat.

Versets du mois

Fa Masoandro sy Ampinga Jéhovah Andriamanitra ; fahasoavana sy voninahitra no homen’i Jehovah ; tsy hiaro zava-tsoa amin’izay mandeha amin’ny fahitsiana Izy.
bibleicon3 Salamo 84 : 11
Ka hararaoty ny andro azo anaovan-tsoa, fa ratsy izao fiainana izao.
bibleicon1Efesiana 5 : 16
 
 
Eny, hatramin’izany andro izany Izaho no Izy, ary tsy misy maharombaka amin’ny tànako ; miasa Aho, ka iza moa no mahasakana izany ?
bibleicon4Isaïe 43 : 13