Lieu : Eglise Sainte-Marie-des-peuples,
5 Rue du Cloître 95800, Cergy ( Saint-Christophe)
(lien d'Inscription envoyé par mail)
Lire et découvrir la Bible, la Parole de Dieu
Qui ne voudrait pas connaître le bonheur? Plus que ses trois ,heureux, C'est tout ce qui nous dit ce qu'est le bonheur et comment le trouver.
Il ne suffit pas de posseder la bible,il faut la lire
Il ne suffit pas de lire la bible, il faut la croire
Il ne suffit pas de la croire, il faut la vivre
Sekolin'ny tenin'Andriamanitra, fifampitondrana am-bavaka ho an'ny rehetra,
fitondrana am-bavaka ny fiainam-piangonana.
'Or, une seule chose est nécessaire. Marie a choisi la bonne part, qui ne lui sera
pas ôtée', Luc 10:42
Koa raha niara-natsangana tamin'i Kristy ianareo, dia katsaho ny zavatra any ambony, any amin'ny itoeran'i Kristy, Izay mipetraka eo an-tanana ankavanan'Andriamanitra.
Colossiens 3:1
Izaho Jehovah no mpandinika ny fo sy mpamantatra ny voa, mba hanome ny olona rehetra araka ny alehany avy, dia araka ny vokatry ny asany.
Jérémie 17:10
Fa samy efa nanota izy rehetra ka tsy manana ny voninahitra avy amin'Andriamanitra, nefa hamarinina maimaimpoana amin'ny fahasoavany izy noho ny fanavotana izay ao amin'i Kristy Jesosy.
Romains 3:23-24